4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hitady anao - Angeline sy Jacqueline

Tonga aho hitady anao

tamim-po feno fitiavana

manantena aho fa ho raisinao

ity foko atolotro anao



tonga aho hitady anao

tamim-po feno fitiavana

manantena fa ho raisinao

ity foko atolotro anao





nahoana re no kivy toy izany

Ka dia nilaozanao ity akany

miverena fa aza ampijaliana

ity saiko feno fahoriana



tonga aho hitady anao

efa reraka ny tenako

miverena amiko izao

fa hiombona izaho sy ianao



nahoana re no kivy toy izany

ka dia nilaozanao ity akany

miverena fa aza ampijaliana

ity saiko feno fahoriana



tonga aho hitady anao

efa reraka ny tenako

miverena amiko izao

fa hiombona izaho sy ianao





tonga aho hitady anao

amim-po...

....

ity foko atolotro ho anao

Partager hitady anao

Commenter hitady anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Angeline sy Jacqueline